|
|
|
|

Teny iditra1  faly raviny
Singan-teny  2 faly, 3 ravina
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 faly ambony ihany: faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Pleasure at mere outside appearances; lit. glad at the leaves (but not knowing whether there will be fruit or not).. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui se réjouit sur les apparences, comme celui qui voyant les feuilles d'un arbre pense y trouver des fruits qui n'y sont pas. [1.3, 2.415#5537]
Tovy hevitra  8 faly volony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12